plt_tn/jer/12/12.md

24 lines
352 B
Markdown

# foana
"tsy rakotra" na "tsy misy na inona na inona"
# ny sabatr'i Yaveh dia mandevona
Yaveh dia nampiasa ireo tafika ireo hanasaziana ny vahoakany
# avy any amin'ny faran'ny tany hatrany amin'ny iray hafa
Io dia manondro ny tany nampanantenaina rehetra
# izy ireo
"ny oloko"
# tsilo
hazo lava izay rakotra zava-maranitra
# Reraka
"vizana'