plt_tn/jer/12/12.md

352 B

foana

"tsy rakotra" na "tsy misy na inona na inona"

ny sabatr'i Yaveh dia mandevona

Yaveh dia nampiasa ireo tafika ireo hanasaziana ny vahoakany

avy any amin'ny faran'ny tany hatrany amin'ny iray hafa

Io dia manondro ny tany nampanantenaina rehetra

izy ireo

"ny oloko"

tsilo

hazo lava izay rakotra zava-maranitra

Reraka

"vizana'