plt_tn/jer/12/10.md

364 B

Efa nohitsakitsahiny ny anjara taniko rehetra

"Nitsahin'izy ireo tamin'ny tongotr'izy ireo" na "nopotehin'izy ireo"

ny anjara taniko

"ny tany namboleko"

Nataon'izy ireo lao izy

Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina

lao izy

Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina

nandray izany am-po

"niraharaha" na "nihaino"