plt_tn/jer/12/10.md

20 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa nohitsakitsahiny ny anjara taniko rehetra
"Nitsahin'izy ireo tamin'ny tongotr'izy ireo" na "nopotehin'izy ireo"
# ny anjara taniko
"ny tany namboleko"
# Nataon'izy ireo lao izy
Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina
# lao izy
Ny teny "izy" eto dia manondro ilay Tany Nampanantenaina
# nandray izany am-po
"niraharaha" na "nihaino"