plt_tn/jer/12/05.md

16 lines
730 B
Markdown

# ahoana no hifaninananao amin'ny soavaly? ... ahoana no ataonao any amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana?
Ireo fanontaniana roa ireo dia nokasaina atao ho fanambarana. DH : "tsy afaka ny hifaninana amin'ny soavaly ianao ... ho resy eny amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana ianao?
# Raha mianjera amin'ny tanàna azo antoka ianao
Misy amin'ireo dikanteny taty aoriana no mandika io an-dalana amin'ny teny Hebreo ho "raha mahatsiaro milamina any amin'ny tanàna azo antoka ianao."
# tanàna azo antoka
Io dia manondro ilay tanàna malalaka izay mora andehanana raha ampitahaina amin'ilay rakotry ny kirihitr'ala eny amoron'ny onin'i Jordana izay sarotra aleha.
# kirihitr'ala
hazo maro na hazo kely maniry miaraka