plt_tn/jer/12/05.md

730 B

ahoana no hifaninananao amin'ny soavaly? ... ahoana no ataonao any amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana?

Ireo fanontaniana roa ireo dia nokasaina atao ho fanambarana. DH : "tsy afaka ny hifaninana amin'ny soavaly ianao ... ho resy eny amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana ianao?

Raha mianjera amin'ny tanàna azo antoka ianao

Misy amin'ireo dikanteny taty aoriana no mandika io an-dalana amin'ny teny Hebreo ho "raha mahatsiaro milamina any amin'ny tanàna azo antoka ianao."

tanàna azo antoka

Io dia manondro ilay tanàna malalaka izay mora andehanana raha ampitahaina amin'ilay rakotry ny kirihitr'ala eny amoron'ny onin'i Jordana izay sarotra aleha.

kirihitr'ala

hazo maro na hazo kely maniry miaraka