plt_tn/jer/10/19.md

542 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jeremia dia miresaka toy ny hoe izy no fokon'Israely manontolo.

Loza ho ahy! Noho ireo taolako tapaka, dia manonitra ny feriko

DH: "Ao anaty olana lalina toy ny olona tapa-taolana sy tratran'ny otri-karetina isika."

Rava ny laiko, ary ireo tadin'ny laiko rehetra dia nizara roa.

Nopotehin'ny fahavalo tanteraka ny tanànako

nanala ireo zanako

"nentin'ireo fahavalo"

Tsy misy olona hamelatra ny laiko na hanangana ny lamban-daiko intsony

DH: "Tsy misy olona hanambotra ny tananantsika."