plt_tn/jer/10/19.md

20 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jeremia dia miresaka toy ny hoe izy no fokon'Israely manontolo.
# Loza ho ahy! Noho ireo taolako tapaka, dia manonitra ny feriko
DH: "Ao anaty olana lalina toy ny olona tapa-taolana sy tratran'ny otri-karetina isika."
# Rava ny laiko, ary ireo tadin'ny laiko rehetra dia nizara roa.
Nopotehin'ny fahavalo tanteraka ny tanànako
# nanala ireo zanako
"nentin'ireo fahavalo"
# Tsy misy olona hamelatra ny laiko na hanangana ny lamban-daiko intsony
DH: "Tsy misy olona hanambotra ny tananantsika."