plt_tn/jer/10/11.md

625 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'i Jeremia Yaveh.

nanao ny tany tamin'ny alalan'ny heriny, sy nametraka izao tontolo izao tamin'ny fahendreny, ary tamin'ny alalan'ny fahazavan-tsainy

DH: "Ilay mpamorona dia mahery no hendry. Izy no nanao ny tany sy lanitra."

Ny feony no mampiraondraona ny rano eny amin'ny lanitra

DH: "Izy no mifehy ny tafio-drivotra eny amin'ny lanitra amin'ny alalan'ny fitenenana"

ary Izy no mampiakatra ireo zavona avy any amin'ny faran'ny tany

DH: "Izy no manao ny rahona eny ambonin'ny tany rehetra eny."

ny trano fitehirizana

trano izay hitehirizana ireo zavatra