plt_tn/jer/10/11.md

20 lines
625 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'i Jeremia Yaveh.
# nanao ny tany tamin'ny alalan'ny heriny, sy nametraka izao tontolo izao tamin'ny fahendreny, ary tamin'ny alalan'ny fahazavan-tsainy
DH: "Ilay mpamorona dia mahery no hendry. Izy no nanao ny tany sy lanitra."
# Ny feony no mampiraondraona ny rano eny amin'ny lanitra
DH: "Izy no mifehy ny tafio-drivotra eny amin'ny lanitra amin'ny alalan'ny fitenenana"
# ary Izy no mampiakatra ireo zavona avy any amin'ny faran'ny tany
DH: "Izy no manao ny rahona eny ambonin'ny tany rehetra eny."
# ny trano fitehirizana
trano izay hitehirizana ireo zavatra