plt_tn/jer/09/13.md

24 lines
526 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh.
# Satria izy ireo nahafoy
"rava ilay tany satria tsy nankato ny vahoakan'i Joda"
# tsy nihaino ny feoko izy ireo
DH: "tsy nihaino ireo zavatra nolazaiko tamin'izy ireo."
# nandeha tamin'izany
DH: "na niaina ny fomba nasaiko niainan'izy ireo."
# izy ireo dia nandeha tamin'ny ditran'ny fony
DH: "mafy loha izy ireo ary niaina tamin'ny fomba izay tiany izy ireo."
# sy nanaraka ireo Bala
"ary nanompo ireo andriamanitra sandoka"