plt_tn/jer/09/13.md

526 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh.

Satria izy ireo nahafoy

"rava ilay tany satria tsy nankato ny vahoakan'i Joda"

tsy nihaino ny feoko izy ireo

DH: "tsy nihaino ireo zavatra nolazaiko tamin'izy ireo."

nandeha tamin'izany

DH: "na niaina ny fomba nasaiko niainan'izy ireo."

izy ireo dia nandeha tamin'ny ditran'ny fony

DH: "mafy loha izy ireo ary niaina tamin'ny fomba izay tiany izy ireo."

sy nanaraka ireo Bala

"ary nanompo ireo andriamanitra sandoka"