plt_tn/jer/09/07.md

663 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka mahakasika ny vahoakan'i Joda Yaveh.

Ny lelan'izy ireo dia zana-tsipika maranitra

Ny lela dia mandratra olona amin'ny lainga toy ny zana-tsipika maranitra mandratra

Amin'ny vavany no hanambarany fiadanana amin'ireo namany

DH: "hoy izy ireo tamin'ny fiteniny hoe maniry fiadadana miaraka amin'ireo rahalahiny izy ireo."

fa amin'ny fony no hanaovany otrika ho azy ireo

DH: "fa ny tena tian'izy ireo dia ny hamotika ireo namany."

Tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho noho ny amin'ireo zavatra ireo ... amin'ny firenena tahaka izao ve ny tenako?

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 5:7.