# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka mahakasika ny vahoakan'i Joda Yaveh. # Ny lelan'izy ireo dia zana-tsipika maranitra Ny lela dia mandratra olona amin'ny lainga toy ny zana-tsipika maranitra mandratra # Amin'ny vavany no hanambarany fiadanana amin'ireo namany DH: "hoy izy ireo tamin'ny fiteniny hoe maniry fiadadana miaraka amin'ireo rahalahiny izy ireo." # fa amin'ny fony no hanaovany otrika ho azy ireo DH: "fa ny tena tian'izy ireo dia ny hamotika ireo namany." # Tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho noho ny amin'ireo zavatra ireo ... amin'ny firenena tahaka izao ve ny tenako? Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 5:7.