plt_tn/jer/08/06.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh.
# tsy niteny marina izy ireo
"tsy niteny ny marina izy ireo"
# tamin'ny haratsiany
"noho ny faharatsiany"
# Inona no nataoko
DH: "nanao zava-doza Aho."
# Nandeha tany amin'izay niriany avy Izy rehetra
"Nanohy nihazakazaka ny vahoaka manontolo." Yaveh dia nampitaha ny fahazoton'izy ireo hanao ratsy amin'ny fihazakazahana. DH: "Ny olona rehetra dia nanohy ny fahazotoan'izy ireo hanao ny ratsy."
# tahaka ny soavaly lahy mihazakazaka amin'ny ady
Ireo olona dia tena nazoto nanao ratsy toy ny soavaly lahy izay mihazakazaka mankany amin'ny ady satria izy dia mazoto hiditra amin'ilay ady.
# Na ny vano eny amin'ny lanitra aza mahalala ny fotoana mety; sy ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe
"ireo vorona dia mahalala rehefa tokony handao ny firenena mangatsiaka ho any amin'ny firenena mafana izy ireo.
# vano ... ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe
Ireo rehetra ireo dia karazam-borona izay manidina any amin'ny tany mafana mialohan'ny mapangatsiaka be lotra ny toerana hafa.
# Mandeha amin'ny fifindra-moniny
"miala any amin'ny firenena mafana ho any amin'ny firenena mafana"