plt_tn/jer/08/06.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momban'ny vahoakan'i Joda Yaveh.

tsy niteny marina izy ireo

"tsy niteny ny marina izy ireo"

tamin'ny haratsiany

"noho ny faharatsiany"

Inona no nataoko

DH: "nanao zava-doza Aho."

Nandeha tany amin'izay niriany avy Izy rehetra

"Nanohy nihazakazaka ny vahoaka manontolo." Yaveh dia nampitaha ny fahazoton'izy ireo hanao ratsy amin'ny fihazakazahana. DH: "Ny olona rehetra dia nanohy ny fahazotoan'izy ireo hanao ny ratsy."

tahaka ny soavaly lahy mihazakazaka amin'ny ady

Ireo olona dia tena nazoto nanao ratsy toy ny soavaly lahy izay mihazakazaka mankany amin'ny ady satria izy dia mazoto hiditra amin'ilay ady.

Na ny vano eny amin'ny lanitra aza mahalala ny fotoana mety; sy ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe

"ireo vorona dia mahalala rehefa tokony handao ny firenena mangatsiaka ho any amin'ny firenena mafana izy ireo.

vano ... ireo domoina, sidintsidina, ary ny vanobe

Ireo rehetra ireo dia karazam-borona izay manidina any amin'ny tany mafana mialohan'ny mapangatsiaka be lotra ny toerana hafa.

Mandeha amin'ny fifindra-moniny

"miala any amin'ny firenena mafana ho any amin'ny firenena mafana"