plt_tn/jer/07/27.md

631 B

Koa ambarao amin'izy ireo ireo teny rehetra ireo , fa tsy hihiaino anao izy ireo. Ambarao amin'izy ireo izany zavatra rehetra izany, fa tsy hamaly anao izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Lazao amin'izy ireo ny hafatro fa tsy hihaino ary tsy hanova ny fomba ratsiny izy ireo."

ny feon'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 3:23.

Rava ny fahamarinana ary niala tamin'ny vavan'izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "tsy milaza afa-tsy lainga ireo olona"