forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
631 B
Markdown
12 lines
631 B
Markdown
|
# Koa ambarao amin'izy ireo ireo teny rehetra ireo , fa tsy hihiaino anao izy ireo. Ambarao amin'izy ireo izany zavatra rehetra izany, fa tsy hamaly anao izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Lazao amin'izy ireo ny hafatro fa tsy hihaino ary tsy hanova ny fomba ratsiny izy ireo."
|
||
|
|
||
|
# ny feon'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 3:23.
|
||
|
|
||
|
# Rava ny fahamarinana ary niala tamin'ny vavan'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "tsy milaza afa-tsy lainga ireo olona"
|