plt_tn/jer/07/19.md

743 B

Tena mihantsy Ahy tokoa ... hihantsian'izy ireo

"tena mampikorontana Ahy? ... mampikorontana azy ireo?

moa ve tsy ny tenan'izy ireo ihany no hihantsian'izy ireo, koa ao amin'izy ireo ihany izany fahamenarana izany?

DH: "mampihorohoro ny tenany amin'ny fitondran-tena maha menatrany ihany izy ireo."

Indro

Io teny io dia misarika ny saina amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy tsara satria tena manan-danja be ity"

ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia ho avy amin'ity toerana ity

DH: "Hanasazy ny olona eto amin'ity toerana ity Aho"

Hirehitra izany

Ny teny "izany" dia manondro ny "fahatezerana sy fahaviniran'i Yaveh".

tsy ho faty mihitsy

"tsy hijanona tsy hirehitra intsony" na "tsy hijanona ny ho tezitra intsony"