plt_tn/jer/07/19.md

24 lines
743 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tena mihantsy Ahy tokoa ... hihantsian'izy ireo
"tena mampikorontana Ahy? ... mampikorontana azy ireo?
# moa ve tsy ny tenan'izy ireo ihany no hihantsian'izy ireo, koa ao amin'izy ireo ihany izany fahamenarana izany?
DH: "mampihorohoro ny tenany amin'ny fitondran-tena maha menatrany ihany izy ireo."
# Indro
Io teny io dia misarika ny saina amin'izay hitranga manaraka. DH: "Henoy tsara satria tena manan-danja be ity"
# ny fahatezerako sy ny fahavinirako dia ho avy amin'ity toerana ity
DH: "Hanasazy ny olona eto amin'ity toerana ity Aho"
# Hirehitra izany
Ny teny "izany" dia manondro ny "fahatezerana sy fahaviniran'i Yaveh".
# tsy ho faty mihitsy
"tsy hijanona tsy hirehitra intsony" na "tsy hijanona ny ho tezitra intsony"