plt_tn/jer/07/03.md

772 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Izao no hafatra izay nirian'i Yaveh omena an'i Jeremia mba omena an'ireo vahoakan'i Joda.

amboary ny lalanareo ary manaova ny tsara

"mianà fianana tsara ary manaova asa soa"

ity toerana ity

Io dia manondro ny tanànan'Israely izay manana tempoly teo an'ivony.

Aza mitoky amin'ireo teny mamitaka manao hoe

"Aza avela hatoky teny fitaka ny tenanao amin'ny filazana hoe"

Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh!

Namerina io fehezanteny io in-telo ny olona mba ho fanamafisana. Izany dia midika fa hatramin'ny naha an'i Yaveh ny tempoly dia afaka ny miaro izany Izy ary ny vahoakan'i Joda dia hilamina. DH: "Io no tempolin'i Yaveh koa azo antoka fa tsy misy olona afaka hanimba izany ary hilamina isika."