# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Izao no hafatra izay nirian'i Yaveh omena an'i Jeremia mba omena an'ireo vahoakan'i Joda. # amboary ny lalanareo ary manaova ny tsara "mianĂ  fianana tsara ary manaova asa soa" # ity toerana ity Io dia manondro ny tanĂ nan'Israely izay manana tempoly teo an'ivony. # Aza mitoky amin'ireo teny mamitaka manao hoe "Aza avela hatoky teny fitaka ny tenanao amin'ny filazana hoe" # Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh! Tempolin'i Yaveh! Namerina io fehezanteny io in-telo ny olona mba ho fanamafisana. Izany dia midika fa hatramin'ny naha an'i Yaveh ny tempoly dia afaka ny miaro izany Izy ary ny vahoakan'i Joda dia hilamina. DH: "Io no tempolin'i Yaveh koa azo antoka fa tsy misy olona afaka hanimba izany ary hilamina isika."