plt_tn/jer/06/20.md

907 B

Midika inona ho Ahy ny fiakaran'ny ditin-kazo manitra avy any Seba? Na ireo fofona malefaka avy any amin'ny tany lavitra?

DH: "izao dia tsy mila ny ditin-kazo manitra avy any Seba na ny hanitra mameroveron'ny diloilo avy an-tany lavitra."

hanitra mamerovero

Io dia hanitra malefaka nampiasaina hiderana an'Andriamanitra tao an-tempoly.

Tsy azoko ekena

"Tsy ankasitrahiko" na "Tsy nahafaly Ahy"

Indro

Ny teny "indro" eto dia mitondra fanamafisana izay manaraka eto. DH: "Eny tokoa"

Indro, hametraka sakana amin'ity vahoaka ity Aho

"Hametraka vato sakana eo anolohan'ireo olona ireo Aho." Nanoritsoritra ireo hasarotan'ny homeny ireo oloaveh dia

"vato sakana"

Fahasarotana

eo amin'izany

"eo ambonin'izy ireo"

miaraka ao ireo ray sy ireo zanaka lahy

DH: "hiara tafintohina ireo ray sy ireo zanaka lahy."

ireo mponina sy ireo mpiara-belona

"ireo mpiara-belona sy ireo namany"