# Midika inona ho Ahy ny fiakaran'ny ditin-kazo manitra avy any Seba? Na ireo fofona malefaka avy any amin'ny tany lavitra? DH: "izao dia tsy mila ny ditin-kazo manitra avy any Seba na ny hanitra mameroveron'ny diloilo avy an-tany lavitra." # hanitra mamerovero Io dia hanitra malefaka nampiasaina hiderana an'Andriamanitra tao an-tempoly. # Tsy azoko ekena "Tsy ankasitrahiko" na "Tsy nahafaly Ahy" # Indro Ny teny "indro" eto dia mitondra fanamafisana izay manaraka eto. DH: "Eny tokoa" # Indro, hametraka sakana amin'ity vahoaka ity Aho "Hametraka vato sakana eo anolohan'ireo olona ireo Aho." Nanoritsoritra ireo hasarotan'ny homeny ireo oloaveh dia # "vato sakana" Fahasarotana # eo amin'izany "eo ambonin'izy ireo" # miaraka ao ireo ray sy ireo zanaka lahy DH: "hiara tafintohina ireo ray sy ireo zanaka lahy." # ireo mponina sy ireo mpiara-belona "ireo mpiara-belona sy ireo namany"