plt_tn/jer/05/18.md

519 B

tamintamin'ireo andro ireo aza

Ny andian-teny "ireo andro ireo" dia manondro ny fotoana hiavian'ilay tanàna lavitra hanafika ny vahoakan'Israely.

izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

tsy manan-kevitry ny hamotika

"tsy hamotika"

ireny zavatra rehetra ireny

Nandefa miaramila vahiny hanafika an'Israely Yaveh.

nanompoanareo andriamanitra vahiny

Misy dikan-teny maro no mandika hoe: "nanompoanareo andriamanitra vahiny " saingy eto dia midera azy ireo ny dikany.