# tamintamin'ireo andro ireo aza Ny andian-teny "ireo andro ireo" dia manondro ny fotoana hiavian'ilay tanĂ na lavitra hanafika ny vahoakan'Israely. # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # tsy manan-kevitry ny hamotika "tsy hamotika" # ireny zavatra rehetra ireny Nandefa miaramila vahiny hanafika an'Israely Yaveh. # nanompoanareo andriamanitra vahiny Misy dikan-teny maro no mandika hoe: "nanompoanareo andriamanitra vahiny " saingy eto dia midera azy ireo ny dikany.