plt_tn/jer/01/11.md

415 B

Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

Mahita rantsan-kazo amygdala aho

Nampiseho fahitana ara-panahy an'i Jeremia Yaveh.

amygdala

hazo misy voa

fa mitandrina ny teniko Aho

Ny teny Hebreo ho an'ny "amygdala" sy "mitandrina" dia mitovy ny feony. Andriamanitra dia te ampatsiahy an'i Jeremia fa tiany hahomby ny teniny isaky ny mahita rantsan-kazo amygdala izy.