plt_tn/jer/01/11.md

16 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# Mahita rantsan-kazo amygdala aho
Nampiseho fahitana ara-panahy an'i Jeremia Yaveh.
# amygdala
hazo misy voa
# fa mitandrina ny teniko Aho
Ny teny Hebreo ho an'ny "amygdala" sy "mitandrina" dia mitovy ny feony. Andriamanitra dia te ampatsiahy an'i Jeremia fa tiany hahomby ny teniny isaky ny mahita rantsan-kazo amygdala izy.