plt_tn/isa/66/12.md

768 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7)

tahaka ny renirano...loharano mitondraka

Midika izany fa hahatonga ny olon'ireo firenena hitondra harena be dia be, izay ho tahaka ny ony maharitra sy betsaka Andriamanitra.

Hinono aminy, ho eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny ianao

Io dia midika fa ho toerana izay milamina sy fampiononana ny vahoakan'Andriamanitra i Jerosalema.

ho lanjaina eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny

DH: "hilanja anao eo an-tsandriny ary hanindrahindra anao eo amin'ny lohaliny amim-pankasitrahana izy"

no hampiononako anao, ary hampiononina ao Jerosalema ianao

DH: "no hampiononako anao any Jerosalema"