# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka momba an'i Jerosalema toy ny hoe reny Yaveh. (Jereo: 66:7) # tahaka ny renirano...loharano mitondraka Midika izany fa hahatonga ny olon'ireo firenena hitondra harena be dia be, izay ho tahaka ny ony maharitra sy betsaka Andriamanitra. # Hinono aminy, ho eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny ianao Io dia midika fa ho toerana izay milamina sy fampiononana ny vahoakan'Andriamanitra i Jerosalema. # ho lanjaina eo an-tsandriny, ary ho ahindrahindra eo amin'ireo lohaliny DH: "hilanja anao eo an-tsandriny ary hanindrahindra anao eo amin'ny lohaliny amim-pankasitrahana izy" # no hampiononako anao, ary hampiononina ao Jerosalema ianao DH: "no hampiononako anao any Jerosalema"