plt_tn/isa/66/06.md

8 lines
225 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manoritsoritra ny sazin'ny fihatsarambelatsihin'ireo mpanompo sampy Yaveh.
# Misy feon'ady mitabataba
Ny feo dia manambara ny tena ady izay ao an-tempoly raha nitondra ny sazy Yaveh.