plt_tn/isa/66/06.md

225 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manoritsoritra ny sazin'ny fihatsarambelatsihin'ireo mpanompo sampy Yaveh.

Misy feon'ady mitabataba

Ny feo dia manambara ny tena ady izay ao an-tempoly raha nitondra ny sazy Yaveh.