plt_tn/isa/65/20.md

16 lines
273 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka momba ny vahoakany mahatoky Yaveh.
# zato taona
"100 taona"
# heverina ho olona tanora
DH: "hihevitra azy ho tanora ny olona"
# heverina ho voaozona
DH: "hihevitra izany olona izany hoe voaozona ny olona"