plt_tn/isa/65/20.md

273 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka momba ny vahoakany mahatoky Yaveh.

zato taona

"100 taona"

heverina ho olona tanora

DH: "hihevitra azy ho tanora ny olona"

heverina ho voaozona

DH: "hihevitra izany olona izany hoe voaozona ny olona"