plt_tn/isa/64/01.md

20 lines
717 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely. (Jereo: 63:11)
# Endrey, raha mba
Mampiditra izany faniriana izany eo anatrehan'i Yaveh tamin'ny tantaran'izy ireo tany aloha amin'ny fahagagana be Isaia.
# raha mba nanasaraka ny lanitra Ianao
Raha naneho ny tenany tokoa tamin'ny fandriarana ny lanitra Yaveh. Ny teny hoe "nanasaraka" dia manondro ny fandriarana tapa-damba.
# hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra
Hiozongozona tahaka ny horohoron-tany ny tendrombohitra.
# tahaka ny afo rehefa mandoro kirihitra, na ny afo mampangotraka rano
Io dia mety manindry ny hampiozongozonan'ny fanatrehan'Andriamanitra ny tendrombohitra sy ny olona mora foana.