plt_tn/isa/64/01.md

717 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'i Yaveh ny vahoakan'Israely. (Jereo: 63:11)

Endrey, raha mba

Mampiditra izany faniriana izany eo anatrehan'i Yaveh tamin'ny tantaran'izy ireo tany aloha amin'ny fahagagana be Isaia.

raha mba nanasaraka ny lanitra Ianao

Raha naneho ny tenany tokoa tamin'ny fandriarana ny lanitra Yaveh. Ny teny hoe "nanasaraka" dia manondro ny fandriarana tapa-damba.

hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra

Hiozongozona tahaka ny horohoron-tany ny tendrombohitra.

tahaka ny afo rehefa mandoro kirihitra, na ny afo mampangotraka rano

Io dia mety manindry ny hampiozongozonan'ny fanatrehan'Andriamanitra ny tendrombohitra sy ny olona mora foana.