plt_tn/isa/63/18.md

12 lines
459 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.
# tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao mihitsy
Ny "anarana" dia manondro ny rohi-pianakaviana. DH: "izay tsy isan'ny fianakavianao mihitsy"
# Tonga tahaka...nantsoina tamin'ny anaranao
Ireo dikanteny sasany dia mandika io andalana io amin'ny fomba hafa: "Tahaka ny olona izay tsy mba nanjakanao, tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao izahay."