plt_tn/isa/63/18.md

459 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.

tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao mihitsy

Ny "anarana" dia manondro ny rohi-pianakaviana. DH: "izay tsy isan'ny fianakavianao mihitsy"

Tonga tahaka...nantsoina tamin'ny anaranao

Ireo dikanteny sasany dia mandika io andalana io amin'ny fomba hafa: "Tahaka ny olona izay tsy mba nanjakanao, tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao izahay."