plt_tn/isa/63/05.md

16 lines
397 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny Yaveh.
# fa ny sandriko
Eto ny "sandry" dia manambara hery.
# nahamamo azy ireo tamin'ny fahavinirako Aho
Midika izany fa nataon'i Yaveh gaga sy tsy misy antony tamin'ny hatezerany sy ny saziny izy ireo.
# nararako tamin'ny tany ny ràn'izy ireo
Eto ny hoe "rà" dia manambara ny ain'ireo fahavalon'i Yaveh izay nivembena ka maty.