plt_tn/isa/63/05.md

397 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny Yaveh.

fa ny sandriko

Eto ny "sandry" dia manambara hery.

nahamamo azy ireo tamin'ny fahavinirako Aho

Midika izany fa nataon'i Yaveh gaga sy tsy misy antony tamin'ny hatezerany sy ny saziny izy ireo.

nararako tamin'ny tany ny ràn'izy ireo

Eto ny hoe "rà" dia manambara ny ain'ireo fahavalon'i Yaveh izay nivembena ka maty.