forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
962 B
Markdown
20 lines
962 B
Markdown
# Iza ity izay avy any Edoma ity... Bozra
|
|
|
|
Miresaka Isaia raha mampiasa fanontaniana ary mamaly mba hanambarana izany fampahalalana momba ny fitsaran'i Yaveh an'i Edoma, fahavalon'ny Israely izany ny mpiambina. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Izaho, Yaveh, no tonga avy any Edoma, niakanjo mena avy any Bozra"
|
|
|
|
# Bozra
|
|
|
|
Io dia renivohitry ny tanànan'i Edoma.
|
|
|
|
# Izaho izany
|
|
|
|
Eto ny hoe "Izaho" dia manondro an'i Yaveh.
|
|
|
|
# Nahoana no mena ny fitafianao, ary nahoana...amin'ny famiazam-boaloboka?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Ny mena eo amin'ny akanjonareo dia mahatonga anareo ho tahaka ny hoe nanitsakitsaka voaloboka tao amin'ny famiazam-boaloboka ianareo."
|
|
|
|
# famiazam-boaloboka
|
|
|
|
Ny famiazam-boaloboka dia toerana iva nosokirina tamin'ny vato tamin'ny tany izay hanitsakitsahan'ny mpiasa ireo voaloboka mba hamotehana izany amin'ny tongotr'izy ireo, mba hakana ny ranom-boaloboka.
|