plt_tn/isa/63/01.md

962 B

Iza ity izay avy any Edoma ity... Bozra

Miresaka Isaia raha mampiasa fanontaniana ary mamaly mba hanambarana izany fampahalalana momba ny fitsaran'i Yaveh an'i Edoma, fahavalon'ny Israely izany ny mpiambina. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Izaho, Yaveh, no tonga avy any Edoma, niakanjo mena avy any Bozra"

Bozra

Io dia renivohitry ny tanànan'i Edoma.

Izaho izany

Eto ny hoe "Izaho" dia manondro an'i Yaveh.

Nahoana no mena ny fitafianao, ary nahoana...amin'ny famiazam-boaloboka?

Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Ny mena eo amin'ny akanjonareo dia mahatonga anareo ho tahaka ny hoe nanitsakitsaka voaloboka tao amin'ny famiazam-boaloboka ianareo."

famiazam-boaloboka

Ny famiazam-boaloboka dia toerana iva nosokirina tamin'ny vato tamin'ny tany izay hanitsakitsahan'ny mpiasa ireo voaloboka mba hamotehana izany amin'ny tongotr'izy ireo, mba hakana ny ranom-boaloboka.