plt_tn/isa/62/03.md

20 lines
769 B
Markdown

# Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao
Ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiarahana mba hanindriana. Ireo dia milaza fa ho tonga tanànam-panjaka ambany hery sy fahefan' ("ny tanan') Andriamanitra i Jerosalema.
# Tsy ho lazaina ny aminao intsony...ho lazaina..."Lao."
Ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiarahana mba hanindriana.
# Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe
DH: "Tsy hilaza ny momba anao intsony ny olona hoe"
# na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe
DH: "na hilaza ny momba ny taninao intsony ny olona hoe"
# ary hanambady ny taninao
Io dia midika fa ho tia ny vahoakan'Israely ary hiaraka amin'izy ireo hatrany tahaka ny vadiny Yaveh.