# Ho satro-boninahitry ny hatsarana eo an-tanan'i Yaveh ihany koa ianao, ary satroky ny fanjakana eo an-tanan'ny Andriamanitrao Ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiarahana mba hanindriana. Ireo dia milaza fa ho tonga tanĂ nam-panjaka ambany hery sy fahefan' ("ny tanan') Andriamanitra i Jerosalema. # Tsy ho lazaina ny aminao intsony...ho lazaina..."Lao." Ireo dia midika zavatra iray ihany ary nampiarahana mba hanindriana. # Tsy ho lazaina ny aminao intsony ny hoe DH: "Tsy hilaza ny momba anao intsony ny olona hoe" # na ho lazaina amin'ny taninao intsony ny hoe DH: "na hilaza ny momba ny taninao intsony ny olona hoe" # ary hanambady ny taninao Io dia midika fa ho tia ny vahoakan'Israely ary hiaraka amin'izy ireo hatrany tahaka ny vadiny Yaveh.