plt_tn/isa/61/06.md

16 lines
501 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ilay mpanompon'i Yaveh ary mampiasa fifanindrinan-dalana amin'ny andalana tsirairay izy.
# Ho antsoina hoe
DH: "Hiantso ny olona hoe"
# Hahazo avo roa heny ianareo
Io dia mety manondro ny zaran-tany avo roa heny.
# hifaly amin'ny anjarany izy ireo...izy ireo...ny tanin'izy ireo...ho azy ireo
Io dia mbola manondro ny vahoakan'Israely ihany. DH: "hifaly amin'ny anjaranao ianao...ianao...ny taninao...ho anao"