plt_tn/isa/61/06.md

501 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely ilay mpanompon'i Yaveh ary mampiasa fifanindrinan-dalana amin'ny andalana tsirairay izy.

Ho antsoina hoe

DH: "Hiantso ny olona hoe"

Hahazo avo roa heny ianareo

Io dia mety manondro ny zaran-tany avo roa heny.

hifaly amin'ny anjarany izy ireo...izy ireo...ny tanin'izy ireo...ho azy ireo

Io dia mbola manondro ny vahoakan'Israely ihany. DH: "hifaly amin'ny anjaranao ianao...ianao...ny taninao...ho anao"