plt_tn/isa/61/01.md

546 B

Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo Yaveh

Ny "Fanahy" eto dia ny Fanahy Masin'i Yaveh izay manery sy mandrisika ny olona. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:1 na tao amin'ny 42:1.

izay ory

Io dia manondro ny olona mahantra, ireo izay ao anaty alahelo tanteraka, na ny olona ory izay manan'olana izay tsy voavahan'izy ireo.

fahafahana amin'ireo babo, ary fisokafan'ny fonja ho an'ireo izay voafatotra

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Manambara ireo fa hanome fahafahana ho an'ireo voafatotra tokoa Andriamanitra.