plt_tn/isa/61/01.md

12 lines
546 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ato amiko ny Fanahin'ny Tompo Yaveh
Ny "Fanahy" eto dia ny Fanahy Masin'i Yaveh izay manery sy mandrisika ny olona. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:1 na tao amin'ny 42:1.
# izay ory
Io dia manondro ny olona mahantra, ireo izay ao anaty alahelo tanteraka, na ny olona ory izay manan'olana izay tsy voavahan'izy ireo.
# fahafahana amin'ireo babo, ary fisokafan'ny fonja ho an'ireo izay voafatotra
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Manambara ireo fa hanome fahafahana ho an'ireo voafatotra tokoa Andriamanitra.