plt_tn/isa/60/21.md

24 lines
661 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# ny rantsan'ny voliko, ny asan'ny tanako
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanidriana.
# ny rantsan'ny voliko
Yaveh dia mampitaha ny olona amin'ny rantsana tanora izay mitsiry izay namboleny toy ny hoe mpamboly Izy. Nametraka ny olony tao amin'ny tanin'ny Israely Yaveh. Io dia manome fanantenana ny olona.
# ny asan'ny tanako
Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny zavatra nataon'ny mpanao asa-tanana tena mahay Yaveh.
# mba homena voninahitra Aho
DH: "mba homen'ny olona rehetra voninahitra Aho"
# an'arivony
"1.000"