plt_tn/isa/60/21.md

661 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ny rantsan'ny voliko, ny asan'ny tanako

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany ary naverina mba hanidriana.

ny rantsan'ny voliko

Yaveh dia mampitaha ny olona amin'ny rantsana tanora izay mitsiry izay namboleny toy ny hoe mpamboly Izy. Nametraka ny olony tao amin'ny tanin'ny Israely Yaveh. Io dia manome fanantenana ny olona.

ny asan'ny tanako

Mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny zavatra nataon'ny mpanao asa-tanana tena mahay Yaveh.

mba homena voninahitra Aho

DH: "mba homen'ny olona rehetra voninahitra Aho"

an'arivony

"1.000"